2Tantara 18:24 - Baiboly Katolika24 Dia namaly i Mikea hoe: «Ho hitanao izany amin’ny andro handehandehananao isan’efitrano hierenao.» Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201124 Dia hoy i Mikaia: Indro, ho hitanao izany amin’ny andro hitetezanao efitrano mba hierenao. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA24 Dia novalian’i Mikaià hoe: –Indro fa ho hitanao izany amin’ny andro izay hitsofotsofohanao efitrano mba hiery. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara24 Dia novalian’i Mikaià hoe: –Indro fa ho hitanao izany amin’ny andro izay hitsofotsofohanao efitrano mba hiery. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy24 Dia hoy Mikaia: Indro, ho hitanao izany amin’ny andro hidiranao ao amin’ny efi-trano anatiny hierenao. Jereo ny tokoMalagasy Bible24 Dia hoy Mitaia: Indro, ho hitanao izany amin'ny andro hidiranao ao amin'ny efi-trano anatiny hierenao. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache24 Dia hoy i Mikaia: Indro, ho hitanao izany amin’ny andro hitetezanao efitrano mba hierenao. Jereo ny toko |