2Tantara 14:13 - Baiboly Katolika13 Nasiany avokoa ny tanàna manodidina an’i Gerara, fa azon’ny fahatahorana an’i Iaveh ireo, ka nobaboiny ny tanàna rehetra, fa babo be dia be no tao. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201113 Namely ny tanàna rehetra manodidina an’i Gerara izy; voan’ny fahatahorana NY TOMPO ireo ka nobaboin-dry Asa ny tanàna rehetra, fa be ny babo tao. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA13 Nasian’ny tafik’i Asà koa ny tanàna rehetra manodidina an’i Gerara, satria nataon’ny TOMPO voagejan’ny horohoro ireo; dia norobain’ny tafik’i Asà avokoa ny tanàna, ka nahazoany babo betsaka. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara13 Nasian’ny tafik’i Asà koa ny tanàna rehetra manodidina an’i Gerara, satria nataon’ny TOMPO voagejan’ny horohoro ireo; dia norobain’ny tafik’i Asà avokoa ny tanàna, ka nahazoany babo betsaka. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy13 Ary namely ny tanàna rehetra manodidina an’i Gerara izy; fa ny fahatahorana an’i Jehovah nahazo ireo, ka nobaboiny ny tanàna rehetra, fa be ny babo tao. Jereo ny tokoMalagasy Bible13 Ary namely ny tanàna rehetra manodidina an'i Gerara izy; fa ny fahatahorana an'i Jehovah nahazo ireo, ka nobaboiny ny tanana rehetra, fa be ny babo tao. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache13 Namely ny tanàna rehetra manodidina an’i Gerara izy; voan’ny fahatahorana NY TOMPO ireo ka nobaboin-dry Asa ny tanàna rehetra, fa be ny babo tao. Jereo ny toko |