2Tantara 11:11 - Baiboly Katolika11 Namboariny ny trano mimanda ho afa-manohana, dia nanisy mpanapaka sy trano fitahirizan-kanina aman-diloilo sy divay tao aminy izy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201111 Nanamafy ny tanàna mimanda izy sady nametraka mpanapaka tao, nasiany tahirin-kanina sy diloilo ary divay koa. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA11 Nohamafisin’i Rehabohama ny mandan’ireo tanàna ireo sady nametrahany mpifehy ary koa sakafo sy menaka aman-divay tao aminy. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara11 Nohamafisin’i Rehabohama ny mandan’ireo tanàna ireo sady nametrahany mpifehy ary koa sakafo sy menaka aman-divay tao aminy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy11 Ary nanamafy ny tanàna mimanda izy sady nametraka mpanapaka tao aminy ary nanisy hanina sy diloilo ary divay betsaka. Jereo ny tokoMalagasy Bible11 Ary nanamafy ny tanàna mimanda izy sady nametraka mpanapaka tao aminy ary nanisy hanina sy diloilo ary divay betsaka. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache11 Nanamafy ny tanàna mimanda izy sady nametraka mpanapaka tao, nasiany tahirin-kanina sy diloilo ary divay koa. Jereo ny toko |