2Tantara 10:13 - Baiboly Katolika13 ary teny mafy no navalin’ny mpanjaka azy ireo. Namela ny torohevitry ny zokiolona i Rôbôama mpanjaka, Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201113 Dia nanao teny mafy tamin’ny olona i Rehoboama mpanjaka fa tsy niraharaha ny hevitra nomen’ireo zokiolona azy izy Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA13 Teny mahery no navalin’ny mpanjaka ireo vahoaka fa tsy noraharahainy akory ny torohevitry ny loholona; Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara13 Teny mahery no navalin’ny mpanjaka ireo vahoaka fa tsy noraharahainy akory ny torohevitry ny loholona; Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy13 Ary Rehoboama mpanjaka nanao teny mafy tamin’ny olona, fa nandà ny hevitra nomen’ireo zoki-olona azy izy Jereo ny tokoMalagasy Bible13 Ary Rehoboama mpanjaka nanao teny mafy tamin'ny olona, fa nandà ny hevitra nomen'ireo zoki-olona azy Jereo ny tokoLa Bible en Malgache13 Dia nanao teny mafy tamin’ny olona i Rehoboama mpanjaka fa tsy niraharaha ny hevitra nomen’ireo zokiolona azy izy Jereo ny toko |