Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




2Samoela 3:4 - Baiboly Katolika

4 i Adoniasy zanak’i Hagita, no fahefatra; i Safatià zanak’i Abitala, no fahadimy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

4 i Adonia ny fahefatra, zanak’i Hagita; ny fahadimy dia i Sefatia, zanak’i Abitala;

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

4 ny fahefatra dia i Adônià zanakalahin’i Hagita; ny fahadimy dia i Sefatià zanakalahin’i Abitala;

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

4 ny fahefatra dia i Adônià zanakalahin’i Hagita; ny fahadimy dia i Sefatià zanakalahin’i Abitala;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

4 ary ny fahefatra dia Adonia, zanak’i Hagita; ary ny fahadimy dia Sefatia, zanak’i Abitala;

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

4 ary ny fahefatra dia Adonia, zanak'i Hagita; ary ny fahadimy dia Sefatia, zanak'i Abitala;

Jereo ny toko dika mitovy




2Samoela 3:4
3 Rohy Ifampitohizana  

Ary i Jetraama naterak’i Eglà vadin’i Davida, no fahenina. Ireo no zazalahy naterak’i Davida tao Hebrôna.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra