Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




2Samoela 3:5 - Baiboly Katolika

5 Ary i Jetraama naterak’i Eglà vadin’i Davida, no fahenina. Ireo no zazalahy naterak’i Davida tao Hebrôna.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

5 ary i Jitreama no fahenina, zanany tamin’i Egla, vadin’i Davida. Ireo no naterak’i Davida tao Hebrona.

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

5 ary ny fahenina dia i Jitrehama zanany tamin’i Heglà izay vadin’i Davida koa. Ireo avy no zanakalahy naterak’i Davida tao Hebrôna.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

5 ary ny fahenina dia i Jitrehama zanany tamin’i Heglà izay vadin’i Davida koa. Ireo avy no zanakalahy naterak’i Davida tao Hebrôna.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

5 ary ny fahenina dia Jitreama, tamin’i Egla, vadin’i Davida. Ireo no naterak’i Davida tao Hebrona.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

5 ary ny fahenina dia Jitreama, tamin'i Egla, vadin'i Davida. Ireo no naterak'i Davida tao Hebrona.

Jereo ny toko dika mitovy




2Samoela 3:5
4 Rohy Ifampitohizana  

i Adoniasy zanak’i Hagita, no fahefatra; i Safatià zanak’i Abitala, no fahadimy.


Tamin’ny andro niadian’ny fianakavian’i Saola sy ny fianakavian’i Davida, dia nihamahery i Abnera tao amin’ny tranon’i Saola.


i Safatiasa zanak’i Abitala, fahadimy; i Jetraama zanak’i Eglà vadiny, fahenina.


Indro fa lova avy amin’i Iaveh ny zanaka; valisoa ny aloaky ny kibo miteraka.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra