2Samoela 13:3 - Baiboly Katolika3 Nanan-tsakaiza anankiray atao hoe Jônadaba i Amnôna; zanak’i Semmaa rahalahin’i Davida izy io, ary lehilahy fetsy loatra i Jônadaba. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20113 Nana-namana i Amnona, Jonadaba no anarany, zanak’i Simea, rahalahin’i Davida; ary i Jonadaba dia olona fetsy tokoa. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA3 Fa i Amnôna kosa nanan-tsakaiza natao hoe Jônadaba sady zanakalahin’i Simehà izay rahalahin’i Davida; ary io Jônadaba io dia tena lalin-tsaina. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara3 Fa i Amnôna kosa nanan-tsakaiza natao hoe Jônadaba sady zanakalahin’i Simehà izay rahalahin’i Davida; ary io Jônadaba io dia tena lalin-tsaina. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy3 Fa Amnona nanan-tsakaiza, Jonadaba no anarany, zanak’i Simea, rahalahin’i Davida; ary Jonadaba dia olona fetsy loatra. Jereo ny tokoMalagasy Bible3 Fa Amnona nanan-tsakaiza, Jonadaba no anarany, zanak'i Simea, rahalahin'i Davida; ary Jonadaba dia olona fetsy loatra. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache3 Nana-namana i Amnona, Jonadaba no anarany, zanak’i Simea, rahalahin’i Davida; ary i Jonadaba dia olona fetsy tokoa. Jereo ny toko |