2Samoela 10:1 - Baiboly Katolika1 Tatỳ aorian’izany, maty ny mpanjakan’ny taranak’i Amôna, ka dia i Hanòna zanany lahy no nanjaka nandimby azy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20111 Rehefa afaka izany dia maty ny mpanjakan’ny taranak’i Amona ka i Hanona zanany no nanjaka nandimby azy. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA1 Taorian’izany, dia maty ny mpanjakan’ny Hamônita, ka i Hanòna zanany lahy no nanjaka nandimby azy. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara1 Taorian’izany, dia maty ny mpanjakan’ny Hamônita, ka i Hanòna zanany lahy no nanjaka nandimby azy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy1 ARY rehefa afaka izany, dia maty ny mpanjakan’ny taranak’i Amona, ka Hanona zanany no nanjaka nandimby azy. Jereo ny tokoMalagasy Bible1 Ary rehefa afaka izany, dia maty ny mpanjakan'ny taranak'i Amona, ka Hanona zanany no nanjaka nandimby azy. Jereo ny toko |