2Samoela 1:11 - Baiboly Katolika11 Dia noraisin’i Davida ny fitafiany, ka notriariny ary nanao toy izany koa ny olona rehetra teo aminy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201111 Dia noraisin’i Davida ny fitafiany ka notriariny; dia mba nanao toy izany koa ny olona rehetra teo aminy. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA11 Notriarin’i Davida ny fitafiany ary mba nanao tahaka izany koa ny olony rehetra izay teo. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara11 Notriarin’i Davida ny fitafiany ary mba nanao tahaka izany koa ny olony rehetra izay teo. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy11 Dia noraisin’i Davida ny fitafiany ka notriariny; ary dia mba nanao toy izany koa ny olona rehetra teo aminy. Jereo ny tokoMalagasy Bible11 Dia noraisin'i Davida ny fitafiany ka notriariny: ary dia mba nanao toy izany koa ny olona rehetra teo aminy. Jereo ny toko |
noho ianao nibebaka tao am-ponao sy nanetry tena teo anatrehan’Andriamanitra, tamin’ny fandrenesana ny teny mamely ity tany ity mbamin’ny mponina ao aminy; noho ianao nandriatra ny fitafianao sy nitomany teo anatrehako tamin’ny fanetrena ny tenanao, Izaho koa dia efa nihaino anao: teny marin’i Iaveh.