1Korintiana 9:2 - Baiboly Katolika2 Na tsy Apôstôly aza aho ho an’ny sasany, dia Apôstôly ho anareo tokoa, satria ianareo no tombokase maha-Apôstôly ahy ao amin’ny Tompo. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20112 Raha tsy apostoly ho an’ny sasany aza aho dia apostoly ho anareo tokoa; fa ianareo no tombo-kase maha apostoly ahy ao amin’ny Tompo. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA2 Na dia tsy apôstôly aza aho ho an’ny sasany, dia apôstôly tokoa ho anareo. Satria noho ianareo tafaray amin’ny Tompo, dia ianareo mihitsy no porofon’ny maha apôstôly ahy. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara2 Na dia tsy apôstôly aza aho ho an’ny sasany, dia apôstôly tokoa ho anareo. Satria noho ianareo tafaray amin’ny Tompo, dia ianareo mihitsy no porofon’ny maha apôstôly ahy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy2 Raha tsy Apostoly ho an’ny sasany aza aho, dia Apostoly ho anareo tokoa; fa hianareo no tombo-kase mah’Apostoly ahy ao amin’ny Tompo. Jereo ny tokoMalagasy Bible2 Raha tsy Apostoly ho an'ny sasany aza aho, dia Apostoly ho anareo tokoa; fa ianareo no tombo-kase mah'Apostoly ahy ao amin'ny Tompo. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache2 Raha tsy apostoly ho an’ny sasany aza aho dia apostoly ho anareo tokoa; fa ianareo no tombo-kase maha apostoly ahy ao amin’ny Tompo. Jereo ny toko |