1Korintiana 9:1 - Baiboly Katolika1 Tsy olona afaka va aho? Tsy Apôstôly va aho? Tsy nahita an’i Jesoa Tompontsika va aho? Moa ianareo tsy asako ao amin’ny Tompo? Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20111 Tsy olona afaka va aho? Tsy apostoly va aho? Tsy efa nahita an’i Jesosy Tompontsika va aho? Tsy asako ao amin’ny Tompo va ianareo? Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA1 Tsy olona afaka ve aho? Tsy apôstôly ve aho? Tsy efa nahita an’i Jesoa Tompontsika ve aho? Tsy vokatry ny asako amin’ny fanompoako ny Tompo ve ianareo? Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara1 Tsy olona afaka ve aho? Tsy apôstôly ve aho? Tsy efa nahita an’i Jesoa Tompontsika ve aho? Tsy vokatry ny asako amin’ny fanompoako ny Tompo ve ianareo? Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy1 TSY olona afaka va aho? Tsy Apostoly va aho? Tsy efa nahita an’i Jesosy Tompontsika va aho? Tsy asako ao amin’ny Tompo va hianareo? Jereo ny tokoMalagasy Bible1 Tsy olona afaka va aho? Tsy Apostoly va aho? Tsy efa nahita an'i Jesosy Tompontsika va aho? Tsy asako ao amin'ny Tompo va ianareo? Jereo ny tokoLa Bible en Malgache1 Tsy olona afaka va aho? Tsy apostoly va aho? Tsy efa nahita an’i Jesosy Tompontsika va aho? Tsy asako ao amin’ny Tompo va ianareo? Jereo ny toko |