1Korintiana 8:10 - Baiboly Katolika10 Satria, raha ianao efa mahalala izao, no hitan’ny olona mipetraka eo amin’ny tempolin-tsampy, moa ny kônsiansin’izay mbola malemy va tsy hampihinana azy ny hena naterina tamin’ny sampy? Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201110 Fa raha misy mahita anao izay manam-pahalalana mipetraka mihinana ao amin’ny tempolin’ny sampy, tsy hampahasahy ny fieritreretan’ny malemy finoana hihinana izay hena naterina tamin’ny sampy koa va izany? Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA10 Satria raha ianao izay manam-pahalalana no hitan’ny malemy ara-pinoana mihinana ao amin’ny trano fanompoan-tsampy, moa tsy hampirisika azy ao amin’ny fieritreretany koa ve izany hihinana ny hena natao sorona tamin’ny sampy? Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara10 Satria raha ianao izay manam-pahalalana no hitan’ny malemy ara-pinoana mihinana ao amin’ny trano fanompoan-tsampy, moa tsy hampirisika azy ao amin’ny fieritreretany koa ve izany hihinana ny hena natao sorona tamin’ny sampy? Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy10 Fa raha misy mahita anao izay manam-pahalalana mipetraka mihinana ao amin’ny tempolin’ny sampy, tsy hampahasahy ny fieritreretan’ny malemy hihinana izay hena aterina amin’ny sampy koa va izany? Jereo ny tokoMalagasy Bible10 Fa raha misy mahita anao izay manam-pahalalana mipetraka mihinana ao amin'ny tempolin'ny sampy, tsy hampahasahy ny fieritreretan'ny malemy hihinana izay hena aterina amin'ny sampy koa va izany? Jereo ny toko |