1Korintiana 8:11 - Baiboly Katolika11 Ka very ny malemy noho ny fahalalanao, dia ny havana iray finoana nahafoizan’i Kristy ny ainy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201111 Fa very noho ny fahalalanao ny malemy finoana, dia ny rahalahy izay navotan’i Kristy tamin’ny fahafatesany! Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA11 Ka verin’ny fahalalànao ilay malemy ara-pinoana, dia ilay havana izay nahafoizan’i Kristy ny ainy. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara11 Ka verin’ny fahalalànao ilay malemy ara-pinoana, dia ilay havana izay nahafoizan’i Kristy ny ainy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy11 Fa verin’ny fahalalanao ny malemy, dia ny rahalahy izay navotan’i Kristy tamin’ny fahafatesana? Jereo ny tokoMalagasy Bible11 Fa verin'ny fahalalanao ny malemy, dia ny rahalahy izay navotan'i Kristy tamin'ny fahafatesana? Jereo ny toko |