1Korintiana 3:1 - Baiboly Katolika1 Ary izaho, ry kristianina havana, dia tsy nahazo niteny taminareo toy ny amin’ny olona ara-panahy, fa toy ny amin’ny olona ara-batana sy mbola zaza ao amin’i Kristy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20111 Fa izaho, ry rahalahy, dia tsy nahazo niteny taminareo tahaka ny amin’izay araka ny Fanahy fa tahaka ny amin’izay mbola araka ny nofo, dia tahaka izay mbola zaza ihany ao amin’i Kristy. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA1 Koa izaho, ry havako, dia tsy afaka niteny taminareo toy ny amin’ny olona manana ny Fanahin’Andriamanitra; fa toy ny amin’ny olona mbola fehezin’ny maha olombelona no nitenenako taminareo, toy ny amin’ny olona zazavao amin’ny maha kristianina. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara1 Koa izaho, ry havako, dia tsy afaka niteny taminareo toy ny amin’ny olona manana ny Fanahin’Andriamanitra; fa toy ny amin’ny olona mbola fehezin’ny maha olombelona no nitenenako taminareo, toy ny amin’ny olona zazavao amin’ny maha kristianina. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy1 ARY izaho, ry rahalahy, tsy nahazo niteny taminareo tahaka ny amin’izay araka ny Fanahy, fa tahaka ny amin’izay mbola nofo, dia tahaka izay mbola zaza ihany ao amin’i Kristy. Jereo ny tokoMalagasy Bible1 Ary izaho, ry rahalahy, tsy nahazo niteny taminareo tahaka ny amin'izay araka ny Fanahy, fa tahaka ny amin'izay mbola nofo, dia tahaka izay mbola zaza ihany ao amin'i Kristy. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache1 Fa izaho, ry rahalahy, dia tsy nahazo niteny taminareo tahaka ny amin’izay araka ny Fanahy fa tahaka ny amin’izay mbola araka ny nofo, dia tahaka izay mbola zaza ihany ao amin’i Kristy*. Jereo ny toko |