Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




1Tantara 9:5 - Baiboly Katolika

5 Ny tamin’ny Silônita: i Asaià, lahy matoa sy ny zanany lahy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

5 Tamin’ny Silonita dia i Asaia, lahimatoa, sy ny zanany.

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

5 avy tamin’ny terak’i Selà, dia i Asaià lahimatoa sy ireo zanany lahy;

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

5 avy tamin’ny terak’i Selà, dia i Asaià lahimatoa sy ireo zanany lahy;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

5 Ary tamin’ny Silonita dia Asay, lahimatoa, sy ny zanany.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

5 Ary tamin'ny Silonita dia Asay, lahimatoa, sy ny zanany.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

5 Tamin’ny Silonita dia i Asaia, lahimatoa, sy ny zanany.

Jereo ny toko dika mitovy




1Tantara 9:5
4 Rohy Ifampitohizana  

ny taranak’i Faresa zanak’i Jodà: i Oteì zanak’i Amioda, zanak’i Amrỳ zanak’i Omraỳ zanak’i Bonì.


Ny tamin’ny taranak’i Zarà: i Jehoela sy ny rahalahiny, 690 izy.


ary i Maasiasa zanak’i Baròka zanak’i Kolozà zanak’i Haziasa zanak’i Adaiasa zanak’i Joiariba zanak’i Zakaria zanak’i Selà.


Izao no zanak’i Jodà, araka ny fokony avy: ny fokon’ny Selaita avy tamin’i Selà, ny fokon’ny Farezita avy tamin’i Farezy, ny fokon’ny Zareita avy tamin’i Zare.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra