Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




1Tantara 7:21 - Baiboly Katolika

21 i Zobada zanany, i Sotalà zanany, ary i Ezera sy i Elada izay novonoin’ny lehilahy tao Geta, izay tera-tany, fa nidina hangalatra ny biby fiompiny.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

21 i Zabada no zanakalahin’i Tahata; i Sotela no zanakalahin’i Zabada. Novonoin’ny tompon-tany tao Gata i Ezera sy i Elada, satria nidina hangalatra ny omby aman’ondriny.

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

21 i Zabada zanakalahin’i Tahata, i Sotela zanakalahin’i Zabada). I Hezera sy i Elehada dia novonoin’ireo lehilahy tompon-tany tao Gata ho faty, satria nidina hangalatra ny biby fiompiny.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

21 i Zabada zanakalahin’i Tahata, i Sotela zanakalahin’i Zabada). I Hezera sy i Elehada dia novonoin’ireo lehilahy tompon-tany tao Gata ho faty, satria nidina hangalatra ny biby fiompiny.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

21 Zabada no zanakalahin’i Tahata, Sotela no zanakalahin’i Zabada) ary Ezera sy Elada, izay novonoin’ny tompon-tany tao Gata, satria nidina hangalatra ny ombiny aman-ondriny izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

21 Zabada no zanakalahin'i Tahata, Sotela no zanakalahin'i Zabada) ary Ezera sy Elada, izay novonoin'ny tompon-tany tao Gata, satria nidina hangalatra ny ombiny aman'ondriny izy.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

21 i Zabada no zanakalahin’i Tahata; i Sotela no zanakalahin’i Zabada. Novonoin’ny tompon-tany tao Gata i Ezera sy i Elada, satria nidina hangalatra ny omby aman’ondriny.

Jereo ny toko dika mitovy




1Tantara 7:21
6 Rohy Ifampitohizana  

Zanaka lahin’i Efraima: i Sotalà, i Bareda zanany, i Tahata zanany, i Eladà zanany, i Tahata zanany,


Nisaonan’i Efraima rainy ela izy ireo, ka tonga ny rahalahiny hampionona azy.


Izao no lazain’ny Tompo Iaveh: Noho ny Filistinina nanampatra ny famaliana, sady namaly an-kalozana, tamin’ny fanesoana ao am-po, mba handringana izao rehetra izao noho ny fankahalany tsy misy farany,


ka maro tamin’ny Jody no tonga tao amin’i Marta sy i Maria mba hitsapa alahelo azy noho ny nahafatesan’ny anadahiny.


Tamin’izany dia nalefany hankany Akarôna ny Fiaran’Andriamanitra, dia nibabababa ny Akarônita nanao hoe: «Nentiny tatỳ amintsika ny Fiaran’ny Andriamanitr’i Israely mba hahafaty antsika sy ny firenentsika.»


Dia naniraka olona izy ireo, niantso ny filohan’ny Filistinina rehetra hankeo aminy, ary nilaza hoe: «Hataontsika ahoana ity Fiaran’ny Andriamanitr’i Israely?» Ka hoy ny navalin’ireo: «Aoka hafindra any Geta ny Fiaran’ny Andriamanitr’i Israely»; ka nafindra tao ny Fiaran’ny Andriamanitr’i Israely.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra