Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




1Tantara 6:28 - Baiboly Katolika

28 zanak’i Semeià zanak’i Jeta zanak’i Gersôma zanak’i Levỳ.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

28 zanakalahin’i Jahata, zanakalahin’i Gersona, zanakalahin’i Levy.

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

28 sy zafin-kitrokelin’i Jahata sy zafim-paladian’i Gersôna ary zafin-dorian’i Levỳ.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

28 sy zafin-kitrokelin’i Jahata sy zafim-paladian’i Gersôna ary zafin-dorian’i Levỳ.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

28 zanakalahin’i Jahata, zanakalahin’i Gersona, zanakalahin’i Levy.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

28 zanakalahin'i Jahata, zanakalahin'i Gersona, zanakalahin'i Levy.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

28 zanakalahin’i Jahata, zanakalahin’i Gersona, zanakalahin’i Levy.

Jereo ny toko dika mitovy




1Tantara 6:28
4 Rohy Ifampitohizana  

zanak’i Adaba zanak’i Etàna zanak’i Zammà


Zanaka lahin’i Merarỳ rahalahin’izy ireo teo ankavia: i Etàna zanak’i Kosỳ zanak’i Abdỳ zanak’i Malòka


Ny Levita rahalahin’izy ireo, dia niandraikitra ny fanompoana rehetra amin’ny tabernakla ao an-tranon’i Iaveh.


I Joela no anaran’ny zanany lahimatoa, ary i Abià no anaran’ny faharoa. Tany Bersabe izy ireo no nitsara.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra