1Samoela 26:2 - Baiboly Katolika2 Dia nitsangana i Saola, ka nidina nankany an’efitr’i Zifa, mbamin’ny telo arivo lahy, voafantina tamin’i Israely, hitady an’i Davida, any an’efitr’i Zifa. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20112 Dia niainga i Saoly ka nidina nankany an-tany efitr’i Zifa, nitondra telo arivo lahy voafantina tamin’ny Israely hanaraka azy hitady an’i Davida any an-tany efitr’i Zifa. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA2 Dia nidina nankany an-taniefitr’i Zifa i Saoly nitondra miaramila telo arivo voafantina tamin’i Israely mba hitady an’i Davida any. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara2 Dia nidina nankany an-taniefitr’i Zifa i Saoly nitondra miaramila telo arivo voafantina tamin’i Israely mba hitady an’i Davida any. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy2 Dia niainga Saoly nidina nankany an-efitr’i Zifa, nitondra telo arivo lahy voafantina tamin’ny Isiraely hanaraka azy hitady an’i Davida any an-efitr’i Zifa. Jereo ny tokoMalagasy Bible2 Dia niainga Saoly nidina nankany an-efitr'i Zifa, nitondra telo arivo lahy voafantina tamin'ny Isiraely hanaraka azy hitady an'i Davida any an-efitr'i Zifa. Jereo ny toko |