1Samoela 2:1 - Baiboly Katolika1 Ary nivavaka i Anà ka nanao hoe: «Ny foko misomebin-kafaliana amin’i Iaveh, ny tandroko nasandratr’i Iaveh, ny vavako misokatra hamely ny fahavaloko; fa mifaly amin’ny famonjenao aho. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20111 Ary nivavaka i Hana ka hoy izy: Ny foko dia ravoravo amin’NY TOMPO, ny tandroko dia voasandratra amin’NY TOMPO, ny vavako dia misokatra hamaly ny fahavaloko satria mifaly amin’ny famonjenao aho. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA1 Ary i Hanà nanao tonom-bavaka toy izao: Feno hafaliana ny foko noho ny amin’ny TOMPO; mitraka koa ny lohako noho ny aminy. ary ihomehezako ny fahavaloko. Faly aho satria novonjen’ny TOMPO; Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara1 Ary i Hanà nanao tonom-bavaka toy izao: Feno hafaliana ny foko noho ny amin’ny TOMPO; mitraka koa ny lohako noho ny aminy. ary ihomehezako ny fahavaloko. Faly aho satria novonjen’ny TOMPO; Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy1 ARY Hana nivavaka ka nanao hoe: Ny foko ravoravo amin’i Jehovah, Ny tandroko voasandratra amin’i Jehovah; Ny vavako misokatra hamaly ny fahavaloko; Fa mifaly amin’ny famonjenao aho. Jereo ny tokoMalagasy Bible1 Ary Hana nivavaka ka nanao hoe: Ny foko ravoravo amin'i Jehovah, Ny tandroko voasandratra amin'i Jehovah; ny vavako misokatra hamaly ny fahavaloko; fa mifaly amin'ny famonjenao aho. Jereo ny toko |