1Samoela 1:12 - Baiboly Katolika12 Naharitra ela no nivavahany teo anatrehan’i Iaveh ka nodinihin’i Helì ny vavany. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201112 Raha mbola naharitra nivavaka teo anatrehan’NY TOMPO izy dia nodinihin’i Ely ny vavany. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA12 Raha mbola naharitra nivavaka teo anatrehan’ny TOMPO i Hanà, dia nodinihin’i Helỳ ny vavany; Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara12 Raha mbola naharitra nivavaka teo anatrehan’ny TOMPO i Hanà, dia nodinihin’i Helỳ ny vavany; Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy12 Ary raha mbola naharitra nivavaka teo anatrehan’i Jehovah izy, dia nodinihin’i Ely ny vavany. Jereo ny tokoMalagasy Bible12 Ary raha mbola naharitra nivavaka teo anatrehan'i Jehovah izy, dia nodinihin'i Ely ny vavany. Jereo ny toko |