Ary rehefa avy nihinana sy nisotro i Bôhaza, dia faly ka lasa nandry teo antsisin’ny antontam-bary; nanatona moramora kosa i Rota, dia nanokatra kely ny lamba teo an-tongotr’i Bôhaza ka nandry teo.
Rota 3:8 - DIEM PROTESTANTA Ary nony tamin’ny sasak’alina, dia taitra ralehilahy ary niondrika hijery, ka gaga dia gaga nahita vehivavy iray mandry eo an-tongony. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ary nony mamatonalina dia nangorohoro Ralehilahy ka niarina hitsapa ary indro, nisy vehivavy nandry teo an-tongony. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Ary nony tamin’ny sasak’alina, dia taitra ralehilahy ary niondrika hijery, ka gaga dia gaga nahita vehivavy iray mandry eo an-tongony. Baiboly Katolika Nony nisasaka ny alina, taitra ralehilahy ka niondrika ka indro nisy vehivavy nandry teo an-tongony. Baiboly Protestanta Malagasy Ary nony namatonalina, dia taitra ralehilahy ka niarina hitsapa, ary, indro, nisy vehivavy nandry teo an-tongony. Malagasy Bible Ary nony namatonalina, dia taitra ralehilahy ka niarina hitsapa, ary, indro, nisy vehivavy nandry teo an-tongony. La Bible en Malgache Ary nony mamatonalina dia nangorohoro Ralehilahy ka niarina hitsapa ary indro, nisy vehivavy nandry teo an-tongony. |
Ary rehefa avy nihinana sy nisotro i Bôhaza, dia faly ka lasa nandry teo antsisin’ny antontam-bary; nanatona moramora kosa i Rota, dia nanokatra kely ny lamba teo an-tongotr’i Bôhaza ka nandry teo.
Dia nanontany i Bôhaza hoe: –Fa iza moa ianao? Dia novaliany hoe: –Izaho Rota ihany ity, tompoko! Mba raiso ho eo ambany fiarovanao aho satria ianao no havana mahavotra ahy.