Rota 2:1 - DIEM PROTESTANTA
Ary Nahômỳ dia nanana havana, lehilahy manan-karena be avy amin’ny fianakavian’i Elimelèka vadiny; ny anarany atao hoe Bôhaza.
Jereo ny toko
Ary nisy havan’ny vadin’i Naomy avy amin’ny fokon’i Elimeleka. Lehilahy mpanjatobe izy io, Boaza no anarany.
Jereo ny toko
Ary Nahômỳ dia nanana havana, lehilahy manan-karena be avy amin’ny fianakavian’i Elimelèka vadiny; ny anarany atao hoe Bôhaza.
Jereo ny toko
Nanana havam-bady anankiray i Nôemì; lehilahy manan-jo sy manan-karena, avy amin’ny fianakavian’i Elimeleka izy io, ary Booza no anarany.
Jereo ny toko
ARY nisy havan’ny vadin’i Naomy avy amin’ny fokon’i Elimeleka, lehilahy mpanjatobe, Boaza no anarany.
Jereo ny toko
Ary nisy havan'ny vadin'i Naomy avy amin'ny fokon'i Elimeleka, lehilahy mpanjatobe, Boaza no anarany.
Jereo ny toko
Ary nisy havan’ny vadin’i Naomy avy amin’ny fokon’i Elimeleka. Lehilahy mpanjatobe izy io, Boaza no anarany.
Jereo ny toko