Dia niankohoka tamin’ny tany i Abrahama sady nihomehy, satria hoy izy anakampo hoe: «Moa mbola hisy zaza teraka avy amin’ny lehilahy zato taona ve? Ary i Sarà efa sivifolo taona ve dia mbola hiteraka?»
Rota 1:12 - DIEM PROTESTANTA Mandehana mody, rey anaka, satria efa antitra aho izao ka tsy hahazo vady intsony. Ary na dia hilaza aza aho hoe: «Mbola misy fanantenana ho ahy; fa rahalina ihany, dia hanambady aho ary hiteraka zazalahy koa!», Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Mandehana miverena, anaka! Fa efa antitra aho ka tsy hahazo vady intsony. Raha hoy aho: Mbola misy fanantenana ihany ho ahy, eny, na dia hanambady anio alina aza aho ka hiteraka zazalahy, Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Mandehana mody, rey anaka, satria efa antitra aho izao ka tsy hahazo vady intsony. Ary na dia hilaza aza aho hoe: «Mbola misy fanantenana ho ahy; fa rahalina ihany, dia hanambady aho ary hiteraka zazalahy koa!», Baiboly Katolika Mandehana mody, anaka. Efa antitra aho ka tsy hanambady intsony. Ary na dia hilaza aho fa manantena ihany, na dia hanam-bady anio alina ihany sy hiteraka zazalahy aza, Baiboly Protestanta Malagasy Miverena ihany hianareo, anaka, ka mandehana; fa efa antitra aho ka tsy hahazo vady intsony tsy akory. Raha hoy izaho: Manantena ihany aho, eny, na dia hanam-bady anio alina aza aho ka hiteraka zazalahy, Malagasy Bible Miverena ihany ianareo, anaka, ka mandehana; fa efa antitra aho ka tsy hahazo vady intsony tsy akory. Raha hoy izaho: Manantena ihany aho, eny, na dia hanam-bady anio alina aza aho ka hiteraka zazalahy, La Bible en Malgache Mandehana miverena, anaka! Fa efa antitra aho ka tsy hahazo vady intsony. Raha hoy aho: Mbola misy fanantenana ihany ho ahy, eny, na dia hanambady anio alina aza aho ka hiteraka zazalahy, |
Dia niankohoka tamin’ny tany i Abrahama sady nihomehy, satria hoy izy anakampo hoe: «Moa mbola hisy zaza teraka avy amin’ny lehilahy zato taona ve? Ary i Sarà efa sivifolo taona ve dia mbola hiteraka?»
Dia hoy i Joda tamin’i Tamara vinantovaviny: –Mitoera ho mpitondratena any an-tranon’ny rainao aloha mandra-pahalehiben’i Selà zanako lahy. Fa hoy i Joda anakampony hoe: «Sao dia ho faty toy ny rahalahiny eo koa i Selà.» Dia lasa i Tamara nonina tany an-tranon-drainy.
Aza atao lisitra ho isan’ny vehivavy mpitondratena afa-tsy izay mihoatra ny enimpolo taona sady indray mandeha ihany no nanambady,
Fa novalian’i Nahômỳ hoe: –Modia, rey anaka; nahoana no handeha hiaraka amiko ianareo? Moa ve aho mbola hiteraka zazalahy hanjary vady ho anareo?
moa ve hahandry azy mandra-pahalehibeny ianareo ka hahonon-tena tsy hanambady? Tsia, rey anaka, satria hampahory loatra anareo ny anjarako, fa hamely ahy no naninjiran’ny TOMPO ny tanany.