mba hamepetra ny Israelita hoe: «Raha misy aminareo na amin’ny taranakareo voaloton’ny fatin’olona na lasa nandeha an-tany lavitra, dia mbola hankalaza ny Paska ho fanajana Ahy TOMPO ihany koa izy,
Nomery 9:9 - DIEM PROTESTANTA Dia niteny tamin’i Mosesy ny TOMPO Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ary NY TOMPO niteny tamin’i Mosesy hoe: Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Dia niteny tamin’i Mosesy ny TOMPO Baiboly Katolika Niteny tamin’i Môizy i Iaveh ka nanao hoe: Baiboly Protestanta Malagasy Ary Jehovah niteny tamin’i Mosesy ka nanao hoe: Malagasy Bible Ary Jehovah niteny tamin'i Mosesy ka nanao hoe: La Bible en Malgache Ary NY TOMPO niteny tamin’i Mosesy hoe: |
mba hamepetra ny Israelita hoe: «Raha misy aminareo na amin’ny taranakareo voaloton’ny fatin’olona na lasa nandeha an-tany lavitra, dia mbola hankalaza ny Paska ho fanajana Ahy TOMPO ihany koa izy,
Fa hoy i Mosesy tamin’izy ireo: –Andraso aloha mandra-pahafantatro izay andidian’ny TOMPO ny momba anareo.