Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Nomery 9:10 - DIEM PROTESTANTA

10 mba hamepetra ny Israelita hoe: «Raha misy aminareo na amin’ny taranakareo voaloton’ny fatin’olona na lasa nandeha an-tany lavitra, dia mbola hankalaza ny Paska ho fanajana Ahy TOMPO ihany koa izy,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

10 Mitenena amin’ny Zanak’Israely hoe: Raha misy olona eo aminareo, na eo amin’ny taranakareo hatramin’ny fara aman-dimby, maloto tamim-paty, na nandeha lavitra, dia mbola hitandrina ny Paska ho an’NY TOMPO ihany koa izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

10 mba hamepetra ny Israelita hoe: «Raha misy aminareo na amin’ny taranakareo voaloton’ny fatin’olona na lasa nandeha an-tany lavitra, dia mbola hankalaza ny Paska ho fanajana Ahy TOMPO ihany koa izy,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

10 «Mitenena amin’ny zanak’i Israely ka lazao aminy hoe: Raha misy aminareo, na amin’ny taranakareo, maloto am-paty na lasa nivahiny an-tany lavitra, dia hanao ny Paka ho hajan’i Iaveh izy;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

10 Mitenena amin’ny Zanak’Isiraely hoe: Raha misy olona eo aminareo, na eo amin’ny taranakareo hatramin’ny fara mandimby, maloto amim-paty, na lasan-davitra, dia mbola hitandrina ny Paska ho an’i Jehovah ihany koa izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

10 Mitenena amin'ny Zanak'Isiraely hoe: Raha misy olona eo aminareo, na eo amin'ny taranakareo hatramin'ny fara mandimby, maloto amim-paty, na lasan-davitra, dia mbola hitandrina ny Paska ho an'i Jehovah ihany koa izy.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

10 Mitenena amin’ny Zanak’Israely hoe: Raha misy olona eo aminareo, na eo amin’ny taranakareo hatramin’ny fara aman-dimby, maloto tamim-paty, na nandeha lavitra, dia mbola hitandrina ny Paska ho an’NY TOMPO ihany koa izy.

Jereo ny toko dika mitovy




Nomery 9:10
15 Rohy Ifampitohizana  

Tamin’ny volana faharoa dia nisy vahoaka marobe tafavory tao Jerosalema mba hankalaza ny fety fihinanana ny mofo tsy misy leviora. Fiangonana goavana tokoa izany.


Ny ankamaroan’ny olona, indrindra fa ireo anisan’ny foko efraimita sy manasita ary jisakarita sy zebolonita, no tsy nidio tena, kanefa nihinana ny sakafo Paska ihany, na dia tsy araka izay voasoratra aza. Saingy nivavaka ho an’ireny i Hezekià ka nanao hoe: «TOMPO tsara fo ô, mba mamelà


saingy ny harivan’ny andro faha-14 amin’ny volana faharoa kosa no hankalazany izany. Hihinana ny zanak’ondry miaraka amin’ny mofo tsy misy leviora sy ny anana mangidy izy.


Dia niteny tamin’i Mosesy ny TOMPO


dia avelao eo anoloan’ny alitara ny fanatitrao, ka mandehana aloha mihavana amin’ilay namanao; izay vao miverina manolotra ny fanatitrao.


Efa akaiky tamin’izay ny Paska fankalàzan’ny Jiosy, ka maro ny olona avy any ambanivohitra no niakatra tany Jerosalema alohan’ny Paska mba handio tena.


Aoka ny olona handini-tena vao mihinana amin’izany mofo izany sy misotro amin’izany kalisy izany;


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra