Nony andro faha-14 tamin’ny volana faharoa dia novonoina ny biby fanao sorona amin’ny Paska. Azon-kenatra ny mpisorona sy ny levita, ka nidio tena mba ho afa-kampiditra ny sorona dorana manontolo ho ao an-tranon’ny TOMPO.
Nomery 9:3 - DIEM PROTESTANTA dia ny harivan’ny andro faha-14 amin’ity volana ity no hankalazanareo azy, araka ny lalàna sy ny fanao rehetra momba azy. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Amin’ny harivan’ny andro fahefatra amby folo amin’ity volana ity no hitandremanareo azy amin’ny fotoanany; araka ny didy sy ny fanao rehetra amin’izany no hitandremanareo azy. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara dia ny harivan’ny andro faha-14 amin’ity volana ity no hankalazanareo azy, araka ny lalàna sy ny fanao rehetra momba azy. Baiboly Katolika Amin’ny fotoana voatendry, amin’ny andro faha 14n’ity volana ity, amin’ny àty takariva no hanaovanareo azy: io no fotoana voatendry; ataonareo izany araka ny lalàna amam-pitsipika rehetra momba azy.» Baiboly Protestanta Malagasy Amin’ny harivan’ny andro fahefatra ambin’ny folo amin’ity volana ity no hitandremanareo azy amin’ny fotoany; araka ny didy sy ny fanao rehetra aminy no hitandremanareo azy. Malagasy Bible Amin'ny harivan'ny andro fahefatra ambin'ny folo amin'ity volana ity no hitandremanareo azy amin'ny fotoany; araka ny didy sy ny fanao rehetra aminy no hitandremanareo azy. La Bible en Malgache Amin’ny harivan’ny andro fahefatra amby folo amin’ity volana ity no hitandremanareo azy amin’ny fotoanany; araka ny didy sy ny fanao rehetra amin’izany no hitandremanareo azy. |
Nony andro faha-14 tamin’ny volana faharoa dia novonoina ny biby fanao sorona amin’ny Paska. Azon-kenatra ny mpisorona sy ny levita, ka nidio tena mba ho afa-kampiditra ny sorona dorana manontolo ho ao an-tranon’ny TOMPO.
Dia nanao fankalazana ny Paska i Jôsià ho voninahitry ny TOMPO; ary tamin’ny volana voalohany, andro faha-14, no namonoan’ny olona ny biby ho an’ny sakafo Paska.
«Ny volana voalohany, andro faha-14, rehefa hariva, dia fankalazana ny Paska hanajana Ahy TOMPO.
raha izany, dia tsy maintsy ho nijaly matetika Izy hatrizay nahariana an’izao tontolo izao. Fa niseho indray mandeha monja Izy tamin’izao andro tena farany izao, mba hanaisotra ny ota tamin’ny nanolorany tena ho sorona.