mba hamepetra ny Israelita hoe: «Raha misy aminareo na amin’ny taranakareo voaloton’ny fatin’olona na lasa nandeha an-tany lavitra, dia mbola hankalaza ny Paska ho fanajana Ahy TOMPO ihany koa izy,
Nomery 9:11 - DIEM PROTESTANTA saingy ny harivan’ny andro faha-14 amin’ny volana faharoa kosa no hankalazany izany. Hihinana ny zanak’ondry miaraka amin’ny mofo tsy misy leviora sy ny anana mangidy izy. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Amin’ny harivan’ny andro fahefatra amby folo amin’ny volana faharoa no hitandremany azy; ampombaina ny mofo tsy misy masirasira sy ny anana mangidy no fihinany azy. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara saingy ny harivan’ny andro faha-14 amin’ny volana faharoa kosa no hankalazany izany. Hihinana ny zanak’ondry miaraka amin’ny mofo tsy misy leviora sy ny anana mangidy izy. Baiboly Katolika amin’ny andro faha 14n’ny volana faharoa kosa, amin’ny àty takariva no hanaovany azy: mofo tsy misy lalivay sy anana mangidy no hiara-kohaniny aminy. Baiboly Protestanta Malagasy Amin’ny harivan’ny andro fahefatra ambin’ny folo amin’ny volana faharoa no hitandremany azy; ary hampiarahina amin’ny mofo tsy misy masirasira sy ny anana mangidy no fihinany azy. Malagasy Bible Amin'ny harivan'ny andro fahefatra ambin'ny folo amin'ny volana faharoa no hitandremany azy; ary hampiarahina amin'ny mofo tsy misy masirasira sy ny anana mangidy no fihinany azy. La Bible en Malgache Amin’ny harivan’ny andro fahefatra amby folo amin’ny volana faharoa no hitandremany azy; ampombaina ny mofo tsy misy masirasira sy ny anana mangidy no fihinany azy. |
mba hamepetra ny Israelita hoe: «Raha misy aminareo na amin’ny taranakareo voaloton’ny fatin’olona na lasa nandeha an-tany lavitra, dia mbola hankalaza ny Paska ho fanajana Ahy TOMPO ihany koa izy,
dia ny harivan’ny andro faha-14 amin’ity volana ity no hankalazanareo azy, araka ny lalàna sy ny fanao rehetra momba azy.
Eny, tonga izany mba hahatanteraka ny Soratra Masina hoe: «Tsy hisy hotapahina ny taolany.»
Aza mofo misy leviora no haninareo amin’ny sakafo Paska; fa mandritra ny fito andro, dia mofo tsy misy leviora no hohaninareo mba hahatsiahivanareo fa an-kamehana no nialanareo tany Ejipta; eny, mofo tsizarizary no hohaninareo mba hahatsiarovanareo ilay andro nialanareo tany Ejipta, mandritra ny andro rehetra iainanareo.