–ny fitoeran-jiro miaraka amin’ireo jirony sy ny fitaovana rehetra miaraka aminy, ary ny solika fandrehitra;
Nomery 8:3 - DIEM PROTESTANTA Dia nataon’i Aharôna izany ka napetrany ny jiro fito mba hahazava ny manoloana ny fitoeran-jiro, araka ny nandidian’ny TOMPO an’i Mosesy. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Dia nataon’i Arona izany ka nampirehetiny ny jiro mba hahazava ny eo anoloan’ny fitoeran-jiro, araka izay nandidian’NY TOMPO an’i Mosesy. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Dia nataon’i Aharôna izany ka napetrany ny jiro fito mba hahazava ny manoloana ny fitoeran-jiro, araka ny nandidian’ny TOMPO an’i Mosesy. Baiboly Katolika Dia nataon’i Aarôna izany, napetrany eo amin’ny anoloan’ny fanaovan-jiro ny lalampy araka ny nandidian’i Iaveh an’i Môizy. Baiboly Protestanta Malagasy Dia nataon’i Arona izany, fa nampirehetiny ny jiro mba hahazava ny eo anoloan’ny fanaovan-jiro, araka izay efa nandidian’i Jehovah an’i Mosesy. Malagasy Bible Dia nataon'i Arona izany, fa nampirehetiny ny jiro mba hahazava ny eo anoloan'ny fanaovan-jiro, araka izay efa nandidian'i Jehovah an'i Mosesy. La Bible en Malgache Dia nataon’i Arona izany ka nampirehetiny ny jiro mba hahazava ny eo anoloan’ny fitoeran-jiro, araka izay nandidian’NY TOMPO an’i Mosesy. |
–ny fitoeran-jiro miaraka amin’ireo jirony sy ny fitaovana rehetra miaraka aminy, ary ny solika fandrehitra;
dia narehitra ny jiro teo anatrehan’ny TOMPO, araka izay efa nandidian’ny TOMPO an’i Mosesy.
mba hanafatrafatra an’i Aharôna hoe: –Rehefa mandrehitra ny jiro fito ianao, dia ataovy izay hanazavany ny manoloana ny fitoeran-jiro.
Ny fitoeran-jiro dia volamena voatefy hatramin’ny faladiany ka hatramin’ny voniny. Araka izay endrika efa nasehon’ny TOMPO an’i Mosesy no nanaovana ny fitoeran-jiro.
Ary tsy misy mampirehitra jiro ka hametraka azy ao ambany vata famarana; fa eo ambony fitoeran-jiro no apetrany mba hanazava izay rehetra ao an-trano.