Homeko anao sy ny taranakao mandimby anao ny tany Kanahàna manontolo, dia izao tany ivahinianao izao, ho fananany mandrakizay; ary ho Andriamanitr’izy ireo Aho.
Nomery 27:12 - DIEM PROTESTANTA Hoy ny TOMPO tamin’i Mosesy: –Miakara eo an-tampon’io tendrombohitra Habarima io, ka tazano ny tany izay omeko ny Israelita. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Hoy NY TOMPO tamin’i Mosesy: Miakara amin’irỳ tendrombohitra Abarima irỳ ka tazano ny tany izay omeko ny Zanak’Israely. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Hoy ny TOMPO tamin’i Mosesy: –Miakara eo an-tampon’io tendrombohitra Habarima io, ka tazano ny tany izay omeko ny Israelita. Baiboly Katolika Hoy i Iaveh tamin’i Môizy: «Miakara amin’io tendrombohitra Abarima io, ka tazano ny tany omeko ny zanak’i Israely. Baiboly Protestanta Malagasy ARY hoy Jehovah tamin’i Mosesy: Miakara amin’ity tendrombohitra Abarima ity, ka tazano ny tany izay omeko ny Zanak’Isiraely. Malagasy Bible Ary hoy Jehovah tamin'i Mosesy: Miakara amin'ity tendrombohitra Abarima ity, ka tazano ny tany izay omeko ny Zanak'Isiraely. La Bible en Malgache Hoy NY TOMPO tamin’i Mosesy: Miakara amin’irỳ tendrombohitra Abarima irỳ ka tazano ny tany izay omeko ny Zanak’Israely. |
Homeko anao sy ny taranakao mandimby anao ny tany Kanahàna manontolo, dia izao tany ivahinianao izao, ho fananany mandrakizay; ary ho Andriamanitr’izy ireo Aho.
Miakara any an-tampon’i Libano ka manaova koka lava, ry Jerosalema; ataovy re any Basàna ny feonao manaova koka lava eny amin’ny havoanan’i Habarima fa potika ny sakaizanao rehetra.
Dia hoy ny TOMPO tamin’i Mosesy: –Indro antomotra ny andro hahafatesanao; koa antsoy i Josoa, ary tongava eo anoloan’ny Tranolay fihaonana ianareo mba hameperako azy. Dia nandeha nankeo anoloan’ny Tranolay fihaonana ry i Mosesy sy i Josoa