Ary raha tsy manan-drahalahin-dray izy, dia ny havany akaiky azy indrindra ao amin’ny tarika misy azy no homenareo ny zara taniny, ka dia izy no handova izany. Ho fomba fanao hitondrana ny Israelita izany, araka izay nandidian’ny TOMPO an’i Mosesy.
Nomery 27:10 - DIEM PROTESTANTA Raha tsy manan-drahalahy izy, dia ny rahalahin-drainy no homenareo ny lovany. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ary raha tsy manan-drahalahy izy dia ny rahalahin-drainy no homenareo ny zarataniny. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Raha tsy manan-drahalahy izy, dia ny rahalahin-drainy no homenareo ny lovany. Baiboly Katolika Raha tsy manan-drahalahy izy, dia ny rahalahin-drainy no homenareo ny lovany. Baiboly Protestanta Malagasy Ary raha tsy manan-drahalahy izy, dia ny rahalahin-drainy no homenareo ny zara-taniny. Malagasy Bible Ary raha tsy manan-drahalahy izy, dia ny rahalahin-drainy no homenareo ny zara-taniny. La Bible en Malgache Ary raha tsy manan-drahalahy izy dia ny rahalahin-drainy no homenareo ny zarataniny. |