Nomery 26:18 - DIEM PROTESTANTA Ireo no tarika gadita; ka nisy 40 500 ny lehilahy mahatam-piadiana tao aminy, araka ny nanisana azy. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ireo no fianakavian’ny zanak’i Gada, araka izay voaisa taminy, dimanjato sy efatra alina. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Ireo no tarika gadita; ka nisy 40 500 ny lehilahy mahatam-piadiana tao aminy, araka ny nanisana azy. Baiboly Katolika Ireo no fokon’ny zanak’i Gada, araka ny voaisa amin’izy ireo, dia 40.500. Baiboly Protestanta Malagasy Ireo no fokon’ny zanak’i Gada, araka izay voalamina taminy, dia diman-jato amby efatra alina. Malagasy Bible Ireo no fokon'ny zanak'i Gada, araka izay voalamina taminy, dia diman-jato amby efatra alina La Bible en Malgache Ireo no fianakavian’ny zanak’i Gada, araka izay voaisa taminy, dimanjato sy efatra alina. |