Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Nomery 26:17 - DIEM PROTESTANTA

17 ny Arôdita avy tamin’i Arôda; ny Arelîta avy tamin’i Arelỳ.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

17 avy tamin’i Aroda, ny fokon’ny Arodita; avy tamin’i Arely, ny fianakavian’ny Arelita.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

17 ny Arôdita avy tamin’i Arôda; ny Arelîta avy tamin’i Arelỳ.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

17 ny fokon’ny Arôdita, avy tamin’i Aroda, ny fokon’ny Arielita avy tamin’i Ariela.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

17 avy tamin’i Aroda ny fokon’ny Arodita; avy tamin’i Arely ny fokon’ny Arelita.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

17 avy tamin'i Aroda ny fokon'ny Arodita; avy tamin'i Arely ny fokon'ny Arelita.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

17 avy tamin’i Aroda, ny fokon’ny Arodita; avy tamin’i Arely, ny fianakavian’ny Arelita.

Jereo ny toko dika mitovy




Nomery 26:17
3 Rohy Ifampitohizana  

I Gada sy ireo zanany lahy, dia i Tsifiôna sy i Hagỳ, i Sonỳ sy i Etsibôna, i Herỳ sy Arôdỳ ary i Arelỳ.


ny Oznita avy tamin’i Oznỳ; ny Herîta avy tamin’i Herỳ;


Ireo no tarika gadita; ka nisy 40 500 ny lehilahy mahatam-piadiana tao aminy, araka ny nanisana azy.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra