Raha olon-kendry no manana ady amin’adala, dia ho tezitra na hihomehy ity adala, kanefa tsy hisy filaminana mihitsy.
Nomery 16:12 - DIEM PROTESTANTA Dia nampiantsoin’i Mosesy i Datàna sy i Abirama zanakalahin’i Eliaba, fa hoy ireo hoe: –Tsy hiakatra any izahay! Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ary i Mosesy dia nampiantso an’i Datana sy i Abirama, zanak’i Eliaba. Hoy anefa izy roa lahy: Tsy hiakatra izahay! Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Dia nampiantsoin’i Mosesy i Datàna sy i Abirama zanakalahin’i Eliaba, fa hoy ireo hoe: –Tsy hiakatra any izahay! Baiboly Katolika Dia nampiantso an’i Datàna sy i Abirôna i Môizy, fa hoy ireo: «Izahay tsy hiakatra. Baiboly Protestanta Malagasy Ary Mosesy naniraka nampaka an’i Datana sy Abìrama, zanak’i Eliaba; fa hoy izy roa lahy: Tsy hiakatra izahay. Malagasy Bible Ary Mosesy naniraka nampaka an'i Datana sy Abìrama, zanak'i Eliaba; fa hoy izy roa lahy: Tsy hiakatra izahay. La Bible en Malgache Ary i Mosesy dia nampiantso an’i Datana sy i Abirama, zanak’i Eliaba. Hoy anefa izy roa lahy: Tsy hiakatra izahay! |
Raha olon-kendry no manana ady amin’adala, dia ho tezitra na hihomehy ity adala, kanefa tsy hisy filaminana mihitsy.
Dia hifanjevo izy samy mpiray firenena; hifampisompatra ny olona ka hifamely, ny tanora hirehareha amin’ny antitra, ary ny olon-tsotra hanohitra ny olo-manan-kaja.
I Kôra zanakalahin’i Jitsehara dia levita taranak’i Kehata; nitarika an’i Datàna sy i Abirama zanakalahin’i Eliaba, ary i Ôna zanakalahin’i Peleta izay samy taranak’i Reobena izay
Izany ange ka ikomianao sy ny namanao rehetra amin’ny TOMPO, fa tsy dia amin’i Aharôna loatra akory no imonomononanareo.
Tsy ampy anao ve ny namoahanao anay nandao tany tondra-dronono sy tantely mba hahafaty anay atỳ an-taniefitra, no mbola mitady hibaiko anay indray ianao!
Toy izany koa ireo mpampianatra sandoka ireo: mirediredy ka mandoto ny nofony sady mandà ny maha Tompo an’i Kristy ary manevateva ireo atao hoe voninahitra.