i Elisamà zanak’i Hamihoda no avy amin’ny fokon’i Efraîma zanak’i Jôsefa; i Gamaliela zanak’i Pedahatsoro no avy amin’ny fokon’i Manase zanak’i Jôsefa;
Nomery 1:9 - DIEM PROTESTANTA I Eliaba zanak’i Helôna no avy amin’ny fokon’i Zebolòna; Baiboly Protestanta Malagasy 2011 ny avy amin’i Zebolona dia i Eliaba, zanak’i Helona; Dikateny Iombonana Eto Madagasikara I Eliaba zanak’i Helôna no avy amin’ny fokon’i Zebolòna; Baiboly Katolika ny amin’i Zabolôna: Eliaba zanak’i Helona; Baiboly Protestanta Malagasy ny avy amin’i Zebolona dia Eliaba, zanak’i Helona; Malagasy Bible ny avy amin'i Zebolona dia Eliaba, zanak'i Helona; La Bible en Malgache ny avy amin’i Zebolona dia i Eliaba, zanak’i Helona; |
i Elisamà zanak’i Hamihoda no avy amin’ny fokon’i Efraîma zanak’i Jôsefa; i Gamaliela zanak’i Pedahatsoro no avy amin’ny fokon’i Manase zanak’i Jôsefa;