Nomery 1:8 - DIEM PROTESTANTA i Natanaela zanak’i Tsohara no avy amin’ny fokon’i Jisakara; Baiboly Protestanta Malagasy 2011 ny avy amin’Isakara dia i Netanela, zanak’i Zoara; Dikateny Iombonana Eto Madagasikara i Natanaela zanak’i Tsohara no avy amin’ny fokon’i Jisakara; Baiboly Katolika ny amin’i Isakara: Natanaely zanak’i Soara; Baiboly Protestanta Malagasy ny avy amin’Isakara dia Netanela, zanak’i Zoara; Malagasy Bible ny avy amin'Isakara dia Netanela, zanak'i Zoara; La Bible en Malgache ny avy amin’Isakara dia i Netanela, zanak’i Zoara; |