Ireo no vokatry ny fanisam-bahoaka izay nataon’i Mosesy sy i Aharôna ary izy roambinifolo lahy filoham-pianakaviana solotenan’ny fokony avy.
Nomery 1:45 - DIEM PROTESTANTA Ka ny lehilahy israelita voaisa, feno roapolo taona no ho miakatra ka mahatam-piadiana, Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ary izay rehetra voaisa avy tamin’ny Zanak’Israely araka ny fianakaviany, hatramin’ny roapolo taona no ho miakatra, dia izay rehetra azo alefa hanafika avy amin’ny Israely, Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Ka ny lehilahy israelita voaisa, feno roapolo taona no ho miakatra ka mahatam-piadiana, Baiboly Katolika Ny zanak’i Israely rehetra izay nisaina araka ny fokom-pianakaviany avy, hatramin’ny roapolo taona no ho miakatra, ny lehilahy rehetra amin’i Israely izay mahatàm-piadiana, Baiboly Protestanta Malagasy Ary izay rehetra avy tamin’ny Zanak’Isiraely araka ny fianakaviany, hatramin’ny roa-polo taona no ho miakatra, dia izay rehetra azo nalefa hanafika avy amin’ny Isiraely,– Malagasy Bible Ary izay rehetra avy tamin'ny Zanak'Isiraely araka ny fianakaviany, hatramin'ny roa-polo taona no ho miakatra, dia izay rehetra azo nalefa hanafika avy amin'ny Isiraely, La Bible en Malgache Ary izay rehetra voaisa avy tamin’ny Zanak’Israely araka ny fianakaviany, hatramin’ny roapolo taona no ho miakatra, dia izay rehetra azo alefa hanafika avy amin’ny Israely, |
Ireo no vokatry ny fanisam-bahoaka izay nataon’i Mosesy sy i Aharôna ary izy roambinifolo lahy filoham-pianakaviana solotenan’ny fokony avy.
Ho faty ka hiampatrampatra amin’ity taniefitra ity ianareo. Ianareo rehetra izay nanaovana fanisana, dia ny roapolo taona no ho miakatra fahizany, no ho faty satria efa nimonomonona tamiko.