Nehemia 7:71 - DIEM PROTESTANTA
Ny vahoaka israelita sisa kosa dia nanome volamena 168 kilao sy volafotsy arivo kilao ary fanamiam-pisoronana 67.
Jereo ny toko
Drakma volamena roa alina sy volafotsy roa arivo mane ary fanamian’ny mpisorona fito amby enimpolo no nomen’ny olona sisa.
Jereo ny toko
Ny vahoaka israelita sisa kosa dia nanome volamena 168 kilao sy volafotsy arivo kilao ary fanamiam-pisoronana 67.
Jereo ny toko
Ny sasany amin’ny loham-pianakaviana nanome darìka volamena 20.000, mina volafotsy 2.200, hatao amin’ny rakitra hanaovana ny asa.
Jereo ny toko
Ary ny sasany tamin’ny lohan’ny fianakaviana dia nanome darika volamena roa alina sy mane volafotsy roan-jato sy roa arivo ho ao amin’ny rakitra hanaovana ny asa.
Jereo ny toko
Ary ny sasany tamin'ny lohan'ny fianakaviana dia nanome darika volamena roa alina sy mane volafotsy roan-jato sy roa arivo ho ao amin'ny rakitra hanaovana ny asa.
Jereo ny toko
Drakma volamena roa alina sy volafotsy roa arivo mane ary fanamian’ny mpisorona fito amby enimpolo no nomen’ny olona sisa.
Jereo ny toko