Nehemia 7:36 - DIEM PROTESTANTA ny terak’i Jerikao dia nisy lehilahy 345; Baiboly Protestanta Malagasy 2011 ny zanak’i Jeriko: Dimy amby efapolo sy telonjato; Dikateny Iombonana Eto Madagasikara ny terak’i Jerikao dia nisy lehilahy 345; Baiboly Katolika nisy 345 ny zanak’i Jerikô; Baiboly Protestanta Malagasy ny zanak’i Jeriko dia dimy amby efa-polo amby telon-jato; Malagasy Bible ny zanak'i Jeriko dia dimy amby efa-polo amby telon-jato; La Bible en Malgache ny zanak’i Jeriko: Dimy amby efapolo sy telonjato; |
Teo an-kilan’ireo, ny mponin’i Jerikao no namboatra ny manda, ary nanarakaraka ireto indray i Zakora zanakalahin’i Imry.