Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




Nehemia 3:30 - DIEM PROTESTANTA

Nanarakaraka an’i Semahià, dia namboatra laniny hafa i Hananià, zanakalahin’i Selemià, sy i Hanona, fahenin’ny zanakalahin’i Tsalafa; nanarakaraka azy roa lahy, dia i Mesolama zanak’i Berekià no namboatra tandrifin’ny efitranony.

Jereo ny toko

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

Teo anilan’io koa dia nisy namboarin’i Hanania, zanak’i Selemia, sy i Hanona, fahenin’ny zanak’i Zalafa. Teo anilan’ireo dia nanamboatra koa i Mesolama, zanak’i Berekia, dia ny teo amin’ny tandrifin’ny efitranony ihany.

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

Nanarakaraka an’i Semahià, dia namboatra laniny hafa i Hananià, zanakalahin’i Selemià, sy i Hanona, fahenin’ny zanakalahin’i Tsalafa; nanarakaraka azy roa lahy, dia i Mesolama zanak’i Berekià no namboatra tandrifin’ny efitranony.

Jereo ny toko

Baiboly Katolika

Manarakaraka azy, i Hananiasa zanak’i Selemiasa sy i Hanòna fahenin’ny zanak’i Selefa, namboatra ny laniny iray hafa. Manarakaraka azy i Mosolama, zanak’i Barakia, nanamboatra ny teo anoloan’ny tranony.

Jereo ny toko

Baiboly Protestanta Malagasy

Manarakaraka io koa dia nisy namboarin’i Hanania, zanak’i Selemia, sy Hanona, fahenin’ny zanak’i Zalafa. Manarakaraka ireo dia namboatra koa Mesolama, zanak’i Berekia, dia ny teo amin’ny tandrifin’ny efi-tranony ihany.

Jereo ny toko

Malagasy Bible

Manarakaraka io koa dia nisy namboarin'i Hanania, zanak'i Setemia, sy Hanona, fahenin'ny zanak'i Zalafa. Manarakaraka ireo dia namboatra koa Mesolama, zanak'i Berekia, dia ny teo amin'ny tandrifin'ny efi-tranony ihany.

Jereo ny toko

La Bible en Malgache

Teo anilan’io koa dia nisy namboarin’i Hanania, zanak’i Selemia, sy i Hanona, fahenin’ny zanak’i Zalafa. Teo anilan’ireo dia nanamboatra koa i Mesolama, zanak’i Berekia, dia ny teo amin’ny tandrifin’ny efitranony ihany.

Jereo ny toko



Nehemia 3:30
5 Rohy Ifampitohizana  

Ary notendreko ho mpitandrina ny trano fitehirizana i Selemià mpisorona sy i Tsadôka mpitan-tsoratra ary i Pedaià levita; ary nataoko mpanampy azy telo lahy i Hanàna zanakalahin’i Zakora sady zafin’i Matanià. Hita toetra ho mahatoky manko ireo; ary ny hanao ny fizaràna ho an’ireo namany no adidiny.


Teo ankilan’ireo dia namboatra ny laniny tandrifin’ny tranony koa i Tsadôka zanakalahin’i Imera; nanarakaraka azy dia i Semahià zanakalahin’i Sekanià sady mpiandry ny vavahady atsinanana no namboatra ny manda.


Teo ankilan’io, i Malkià isan’ny mpanefy volamena dia namboatra laniny tafapaka amin’ny tranon’ireo mpanampy ny levita sy ny tranon’ireo mpivarotra, izany hoe eo anoloan’ny vavahady Mifikada, ka miafara amin’ny trano fitiliana teo amin’ny zoron’ny manda.


Teo an-kilan’ireo no namboatra ny manda i Meremôta zanakalahin’i Onà sy zafin’i Hakôtsa; nanarakaraka azy i Mesolama zanakalahin’i Besekià sy zafin’i Mesezabela; ary nanarakaraka io indray i Tsadôka zanakalahin’i Bahanà.


Betsaka manko ny Jiosy efa nianiana niray tetika taminy, noho izy vinanton’i Sekanià zanakalahin’i Ara; ary i Jôhanàna zanakalahin’i Tôbià koa efa nanambady ny zanakavavin’i Mesolama zanakalahin’i Berekià.