Ireo faladia efatra, teo amin’ny zoro efatry ny kalesy, dia nitambatra tamin’ny kalesy.
Nehemia 3:27 - DIEM PROTESTANTA Nanarakaraka ireo, ny mponin’i Tekôa dia namboatra laniny hafa manomboka eo an-tandrifin’ny tilikambo lehibe mandroso ka miafara amin’ny mandan’i Hôfela. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Teo anilan’ireo koa dia nisy namboarin’ny Tekoita, teo amin’ny tandrifin’ilay mandroso eo amin’ny tilikambo fiambenana lehibe ka hatreo amin’ny mandan’i Ofela. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Nanarakaraka ireo, ny mponin’i Tekôa dia namboatra laniny hafa manomboka eo an-tandrifin’ny tilikambo lehibe mandroso ka miafara amin’ny mandan’i Hôfela. Baiboly Katolika Manarakaraka azy, ny Tekôita namboatra ny laniny iray, tandrifin’ny tilikambo lehibe mibohitra, ka hatreo amin’ny mandan’i Ofela. Baiboly Protestanta Malagasy Ary manarakaraka ireo koa dia nisy namboarin’ny Tekoita, teo amin’ny tandrifin’ny mandroso eo amin’ny tilikambo lehibe ka hatramin’ny màndan’i Ofela. Malagasy Bible Ary manarakaraka ireo koa dia nisy namboarin'ny Tekoita, teo amin'ny tandrifin'ny mandroso eo amin'ny tilikambo lehibe ka hatramin'ny mandan'i Ofela. La Bible en Malgache Teo anilan’ireo koa dia nisy namboarin’ny Tekoita, teo amin’ny tandrifin’ilay mandroso eo amin’ny tilikambo fiambenana lehibe ka hatreo amin’ny mandan’i Ofela. |
Ireo faladia efatra, teo amin’ny zoro efatry ny kalesy, dia nitambatra tamin’ny kalesy.
Teo an-kilan’i Tsadôka dia namboatra koa ny mponin’i Tekôa, nefa ny loholony tsy nety hofehezin’ireo mpiandraikitra ny asa.