Dia tafangona ny mpihira avy any ambanivohitr’i Jerosalema sy avy amin’ny tanàna kely akaikin’i Netôfà
Nehemia 3:22 - DIEM PROTESTANTA Nanarakaraka an’i Baròka, dia namboatra ny manda koa ny mpisorona avy amin’ny manodidina an’i Jerosalema. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Teo anilan’io dia nanamboatra koa ny mpisorona, dia ireo avy tany amin’ny tany lemaka. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Nanarakaraka an’i Baròka, dia namboatra ny manda koa ny mpisorona avy amin’ny manodidina an’i Jerosalema. Baiboly Katolika Ny nanarakaraka azy dia ireo mpisorona, lehilahin’ny tany lemak’i Jordany. Baiboly Protestanta Malagasy Ary manarakaraka io dia namboatra koa ny mpisorona, dia ireo avy tany amin’ny tany lemaka. Malagasy Bible Ary manarakaraka io dia namboatra koa ny mpisorona, dia ireo avy tany amin'ny tany lemaka. La Bible en Malgache Teo anilan’io dia nanamboatra koa ny mpisorona, dia ireo avy tany amin’ny tany lemaka. |
Dia tafangona ny mpihira avy any ambanivohitr’i Jerosalema sy avy amin’ny tanàna kely akaikin’i Netôfà
ary teo ankilan’io i Meremôta, zanakalahin’i Orià sy zafin’i Hakôtsa, dia namboatra laniny hafa manomboka eo amin’ny varavaran’ny tranon’i Eliasiba ka tafapaka amin’ny faran’ny tranon’i Eliasiba.
Teo ankilan’ireo dia i Benjamîna sy i Hasoba no namboatra laniny tandrifin’ny tranony ihany; ary nanarakaraka azy dia nisy namboarin’i Hazarià zanakalahin’i Mahaseià sy zafin’i Hananià, ny teo anilan’ny tranony.
Koa nandefa iraka hankatỳ amiko i Sanebalato sy i Gesema hilaza hoe: –Tongava mba hihaona ao Kefirîma amin’ny tany lemak’i Onao isika! Kanjo nikasa hanisy ratsy ahy izy roa lahy.