Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




Nehemia 12:14 - DIEM PROTESTANTA

i Jônatàna ho an’ny fianakavian’i Malòka; i Jôsefa ho an’ny fianakavian’i Sekanià;

Jereo ny toko

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

ny avy tamin’i Meliko dia i Jonatana; ny avy tamin’i Sebania dia i Josefa;

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

i Jônatàna ho an’ny fianakavian’i Malòka; i Jôsefa ho an’ny fianakavian’i Sekanià;

Jereo ny toko

Baiboly Katolika

i Jonatàna avy amin’i Melòka, i Josefa avy amin’i Sebeniasa,

Jereo ny toko

Baiboly Protestanta Malagasy

ny avy tamin’i Meliko dia Jonatana; ny avy tamin’i Sebania dia Josefa;

Jereo ny toko

Malagasy Bible

ny avy tamin'i Meliko dia Jonatana; ny avy tamin'i Sebania dia Josefa;

Jereo ny toko

La Bible en Malgache

ny avy tamin’i Meliko dia i Jonatana; ny avy tamin’i Sebania dia i Josefa;

Jereo ny toko



Nehemia 12:14
3 Rohy Ifampitohizana  

i Pasehora sy i Amarià ary i Malkià,


i Mesolama ho an’ny fianakavian’i Hezrà; i Johanàna ho an’ny fianakavian’i Amarià;


i Hadnà ho an’ny fianakavian’i Harîma; i Helkay ho an’ny fianakavian’i Meremôta;