Tamin’ny levita: dia i Semahià, zanakalahin’i Hasoba sy zafin’i Hazrikama ary zafiafin’i Hasabià izay isan’ny taranak’i Merarỳ;
Nehemia 11:15 - DIEM PROTESTANTA Tamin’ny levita dia ireto avy: i Semahià, zanakalahin’i Hasoba sy zafin’i Hazrikama sy zafiafin’i Hasabià ary zafin-dohalik’i Bony; Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ny avy tamin’ny levita dia i Semaia, zanak’i Hasoba, zanak’i Azrikama, zanak’i Hasabia, zanak’i Bony; Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Tamin’ny levita dia ireto avy: i Semahià, zanakalahin’i Hasoba sy zafin’i Hazrikama sy zafiafin’i Hasabià ary zafin-dohalik’i Bony; Baiboly Katolika Avy amin’ny Levita: i Semeiàsa zanak’i Hasoba zanak’i Ezrikama zanak’i Asabiasa zanak’i Bonỳ; Baiboly Protestanta Malagasy Ary ny avy tamin’ny Levita dia Semaia, zanak’i Hasoba, zanak’i Azrikama, zanak’i Hasabia, zanak’i Bony; Malagasy Bible Ary ny avy tamin'ny Levita dia Semaia, zanak'i Hasoba, zanak'i Azrikama, zanak'i Hasabia, zanak'i Bony; La Bible en Malgache Ny avy tamin’ny levita dia i Semaia, zanak’i Hasoba, zanak’i Azrikama, zanak’i Hasabia, zanak’i Bony; |
Tamin’ny levita: dia i Semahià, zanakalahin’i Hasoba sy zafin’i Hazrikama ary zafiafin’i Hasabià izay isan’ny taranak’i Merarỳ;
I Saloma, zanakalahin’i Kôrà sy zafin’i Abiasafa ary zafiafin’i Kôra, mbamin’ny Kôrahita havany satria fianakaviana iray razana aminy, ireo no mpanao fanompoana amin’ny fiandrasana ilay varavaran’ny Tranolay fihaonana; ary ny razany koa dia mpiandry an’ilay varavaran’ny tobin’ny TOMPO.
ary koa lehilahy tomady 128 iray tarika amin’i Hamasay, ka ny mpifehy azy dia i Zabdiela zanakalahin’i Gedôlima.
i Sabetahy sy i Jôzabada, anisan’ny lohandohan’ny levita sady tonian’ny raharaha teo ivelan’ny tranon’Andriamanitra;