Tamin’ny taranak’i Benjamîna: dia i Salò zanakalahin’i Mesolama sy zafin’i Hôdavià ary zafiafin’i Senoà;
Nehemia 10:20 - DIEM PROTESTANTA i Harifa sy i Hanatôta ary i Nebay, Baiboly Protestanta Malagasy 2011 i Harifa, i Anatota, i Nebay, Dikateny Iombonana Eto Madagasikara i Harifa sy i Hanatôta ary i Nebay, Baiboly Katolika Harefa, Anatota, Nebay, Baiboly Protestanta Malagasy Harifa, Anatota, Nebay, Malagasy Bible Harifa, Anatota, Nebay, La Bible en Malgache i Harifa, i Anatota, i Nebay, |
Tamin’ny taranak’i Benjamîna: dia i Salò zanakalahin’i Mesolama sy zafin’i Hôdavià ary zafiafin’i Senoà;
I Jônatàna zanakalahin’i Hasahela sy i Jahizeià zanakalahin’i Tikvà no hany nanohitra izany hevitra izany; ary niandany taminy koa i Mesolama sy ilay levita atao hoe Sabetahy.
Teo ambony lampihazo vao narafitra ho an’io fotoana io no nitsanganan’i Hezrà mpahay lalàna. Ary nitsangana teo anilany ankavanana ry i Matitià sy i Sema, i Hanaià sy i Orià ary i Hilkià sy i Mahaseià; teo ankaviany kosa ry i Pedaià sy i Misaela, i Malkià sy i Hasoma, i Hasbadanà sy i Zakarià ary i Mesolama.