Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




Nehemia 10:10 - DIEM PROTESTANTA

–Ny levita kosa dia i Jesoa zanakalahin’i Azanià, i Binoy isan’ny zanakalahin’i Henadada, i Kadmiela,

Jereo ny toko

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

Ary ny levita dia i Josoa, zanak’i Azania, i Binoy isan’ny zanak’i Henadada ary i Kadmiela,

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

–Ny levita kosa dia i Jesoa zanakalahin’i Azanià, i Binoy isan’ny zanakalahin’i Henadada, i Kadmiela,

Jereo ny toko

Baiboly Katolika

Ary ny Levita: Josoe zanak’i Azaniasa, Benay, isan-janak’i Henadada,

Jereo ny toko

Baiboly Protestanta Malagasy

Ary ny Levita kosa dia Jesoa, zanak’i Azania, Binoy isan’ny zanak’i Henadada, ary Kadmiela,

Jereo ny toko

Malagasy Bible

Ary ny Levita kosa dia Jesoa, zanak'i Azania, Binoy isan'ny zanak'i Henadada, ary Kadmiela;

Jereo ny toko

La Bible en Malgache

Ary ny levita dia i Josoa, zanak’i Azania, i Binoy isan’ny zanak’i Henadada ary i Kadmiela,

Jereo ny toko



Nehemia 10:10
10 Rohy Ifampitohizana  

Ny anabavin’i Nahama no vadin’i Hôdià; ireo zanakalahin-dravehivavy dia ilay mpanorina ny tanàna Kehilà izay an’ny Garmita sy ilay mpanorina ny tanàna Estemôa izay an’ny Mahekatîta.


Tamin’ny levita dia ireto avy: ry i Jozabada sy i Simehy mbamin’i Kelaià (atao hoe koa Kelità) sy i Petahià ary i Jehodà sy i Elihezera.


Tamin’ny andro fahefatra no nandanjana ny volafotsy sy volamena ary fanaka, alohan’ny hanolorana azy an’i Meromôta mpisorona, zanakalahin’i Orià, izay nampian’i Elehazara, zanakalahin’i Pinehasa, ary koa ny levita anankiroa, dia i Jôzabada zanakalahin’i Jesoa, sy i Nôhadià zanakalahin’i Binoy.


ary koa ny naman’ireo: dia ry i Sekanià sy i Hôdoià, i Kelità sy i Pelaià ary i Hanàna,


i Mahazià sy i Bilgay ary i Semahià.


Ny levita kosa dia ireto avy: i Jesoa sy i Binoy ary i Kadmiela mbamin’i Serebià sy i Jehodà ary i Matanià. Ity Matanià ity sy ny havany no mpiventy hira fiderana,


Nanarakaraka io, dia i Binoy zanakalahin’i Henadada kosa no namboatra ny laniny hafa manomboka eo amin’ny tranon’i Hazarià ka miafara amin’ny fiolahana eo an-jorony.


Ny amin’ny levita koa dia izao: ny terak’i Jesoa sy i Kadmiela, izay samy zanakalahin’i Hôdavià, dia nisy lehilahy 74.


Dia nitsangana indray ny olona ka samy nijanona teo amin’ny toerany avy. Ary ny levita, ry i Jesoa sy i Banỳ, i Serebià sy i Jamina, i Hakoba sy i Sabetahy, i Hôdià sy i Mahaseià, i Kelità sy i Hazarià, i Jôzabada sy i Hanàna ary i Pelaià, dia nampianatra ny vahoaka ny lalàna.