Ary nampamboarin’i Jerôbohama ho tanànamimanda i Sekema any amin’ny faritra be tendrombohitr’i Efraîma ka nonenany. Rehefa niala tao Sekema izy, dia nampamboatra an’i Penoela ho tanànamimanda koa.
Mpitsara 8:17 - DIEM PROTESTANTA Noravany koa ny tilikambon’i Peniela ary novonoiny ny mponina tao. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Nandrava ny manda avo tao Penoela koa izy ka namono ny lehilahy tao an-tanàna. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Noravany koa ny tilikambon’i Peniela ary novonoiny ny mponina tao. Baiboly Katolika Noravany koa ny tilikambo tao Fanoela ary novonoiny ny lehilahy tao an-tanàna. Baiboly Protestanta Malagasy Ary nandrava ny tilikambo tao Penoela koa izy ka namono ny lehilahy tao an-tanàna. Malagasy Bible Ary nandrava ny tilikambo tao Penoela koa izy ka namono ny lehilahy tao an-tanàna. La Bible en Malgache Nandrava ny manda avo tao Penoela koa izy ka namono ny lehilahy tao an-tanàna. |
Ary nampamboarin’i Jerôbohama ho tanànamimanda i Sekema any amin’ny faritra be tendrombohitr’i Efraîma ka nonenany. Rehefa niala tao Sekema izy, dia nampamboatra an’i Penoela ho tanànamimanda koa.
Dia nalain’i Gidehôna ny tsilo sy ny songosongo avy tany an-taniefitra ka nofaiziny tamin’ireny ireo loholona tao Sokôta.
Avy eo dia nanontany an’i Zebaha sy i Tsalmonà i Gidehôna hoe: –Tahatahaka ny ahoana moa ireo lehilahy izay novonoinareo tao Tabôra? Dia novaliany hoe: –Mitovy aminao izy. Miendrika zanak’andriamanjaka avokoa izy rehetra.
Koa niteny tamin’ny mponina tao Peniela i Gidehôna hoe: –Rehefa hiverina avy mandresy soa aman-tsara aho, dia horavako ny tilikambon’ny tanànanareo.