Mpitsara 2:4 - DIEM PROTESTANTA
Rehefa avy nilaza izany teny izany ilay anjelin’ny TOMPO, dia nanandra-peo nitomany kosa ny Israelita rehetra.
Jereo ny toko
Nony niteny izany teny izany tamin’ny Zanak’Israely rehetra ilay Anjelin’NY TOMPO dia nanandratra ny feony ny vahoaka ka nitomany.
Jereo ny toko
Rehefa avy nilaza izany teny izany ilay anjelin’ny TOMPO, dia nanandra-peo nitomany kosa ny Israelita rehetra.
Jereo ny toko
Mbola nilaza izany teny izany tamin’ny zanak’i Israely ilay Anjelin’i Iaveh dia efa nanandra-peo nitomany ny vahoaka.
Jereo ny toko
Ary nony niteny izany teny izany tamin’ny Zanak’Isiraely rehetra Ilay Anjelin’i Jehovah, dia nanandratra ny feony ny vahoaka ka nitomany.
Jereo ny toko
Ary nony niteny izany teny izany tamin'ny Zanak'Isiraely rehetra Ilay Anjelin'i Jehovah, dia nanandratra ny feony ny vahoaka ka nitomany.
Jereo ny toko
Nony niteny izany teny izany tamin’ny Zanak’Israely rehetra ilay Anjelin’NY TOMPO dia nanandratra ny feony ny vahoaka ka nitomany.
Jereo ny toko