Mpitsara 12:2 - DIEM PROTESTANTA
Fa namaly azy i Jiftà ka nanao hoe: –Nisy disadisa be tamiko sy ny vahoakako ary ny Hamônita. Dia niantso vonjy taminareo aho, nefa tsy nafahanareo teo an-tanan’ireny.
Jereo ny toko
Fa hoy i Jefta taminy: Izaho sy ny oloko dia niady mafy tamin’ny Amonita; ary niantso anareo aho, nefa tsy namonjy ahy tamin’ny tanany ianareo.
Jereo ny toko
Fa namaly azy i Jiftà ka nanao hoe: –Nisy disadisa be tamiko sy ny vahoakako ary ny Hamônita. Dia niantso vonjy taminareo aho, nefa tsy nafahanareo teo an-tanan’ireny.
Jereo ny toko
Dia izao no navalin’i Jefte azy ireo: «Mbola nifamaly mafy tamin’ny taranak’i Amôna izaho sy ny vahoakako dia efa niantso anareo aho, nefa tsy namonjy ahy tamin’ny tanany ianareo.
Jereo ny toko
Fa hoy Jefta taminy: Izaho sy ny oloko efa nanana ady mafy tamin’ny taranak’i Amona; ary niantso anareo aho, fa tsy namonjy ahy tamin’ny tànany hianareo.
Jereo ny toko
Fa hoy Jefta taminy: Izaho sy ny oloko efa nanana ady mafy tamin'ny taranak'i Amona; ary niantso anareo aho, fa tsy namonjy ahy tamin'ny tànany ianareo.
Jereo ny toko
Fa hoy i Jefta taminy: Izaho sy ny oloko dia niady mafy tamin’ny Amonita; ary niantso anareo aho, nefa tsy namonjy ahy tamin’ny tanany ianareo.
Jereo ny toko