Nanao voady teo i Jakôba ka niteny hoe: –Raha miaraka amiko ny Tompo ka miaro ahy amin’izao lalana alehako izao, ary manome ahy izay hohaniko sy hotafîko,
Mpitsara 11:30 - DIEM PROTESTANTA Ary nivoady tamin’ny TOMPO i Jiftà ka nanao hoe: –Raha hatolotrao tokoa eo an-tanako ny Hamônita, Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ary nivoady tamin’NY TOMPO i Jefta ka niteny hoe: Raha atolotrao eo an-tanako tokoa ny Amonita Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Ary nivoady tamin’ny TOMPO i Jiftà ka nanao hoe: –Raha hatolotrao tokoa eo an-tanako ny Hamônita, Baiboly Katolika Nivoady tamin’i Iaveh i Jefte, nanao hoe: Baiboly Protestanta Malagasy Ary Jefta nivoady tamin’i Jehovah ka nanao hoe: Raha hatolotrao eo an-tànako tokoa ny taranak’i Amona, Malagasy Bible Ary Jefta nivoady tamin'i Jehovah ka nanao hoe: Raha hatolotrao eo an-tanako tokoa ny taranak'i Amona, La Bible en Malgache Ary nivoady tamin’NY TOMPO i Jefta ka niteny hoe: Raha atolotrao eo an-tanako tokoa ny Amonita |
Nanao voady teo i Jakôba ka niteny hoe: –Raha miaraka amiko ny Tompo ka miaro ahy amin’izao lalana alehako izao, ary manome ahy izay hohaniko sy hotafîko,
Koa nivoady tamin’ny TOMPO ireo Israelita ka nanao hoe: –Raha atolotrao eo an-tananay io firenena io, dia hataonay levona ny tanànany.
Ary nirotsaka tao amin’i Jiftà ny Fanahin’ny TOMPO, dia nandeha nitety ny faritanin’i Gilehada sy i Manase izy, ary tonga tao Mitsepà any Gilehada mba hiampita ho any amin’ny faritanin’ny Hamônita.
dia hatokako ho ANAO sady hatolotro ho sorona dorana manontolo ho Anao izay olona mivoaka voalohany ny varavaran’ny tranoko mba hitsena ahy rehefa miverina avy nandresy ny Hamônita aho.
sy voady izao: «Ry TOMPOn’izao rehetra izao ô, mba jereo tokoa ny alaheloko ka tsarovy fa aza hadinoina; raha mba omenao zanakalahy anankiray aho, dia hatolotro ho ANAO kosa izy amin’ny androny rehetra; ka tsy hokasihin-kareza ny lohany.»