Mpitsara 11:14 - DIEM PROTESTANTA Dia nandefa iraka fanindroany ho any amin’ny mpanjakan’ny Hamônita indray i Jiftà Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Dia nandefa iraka ho any amin’ny mpanjakan’ny Amonita indray i Jefta Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Dia nandefa iraka fanindroany ho any amin’ny mpanjakan’ny Hamônita indray i Jiftà Baiboly Katolika Dia nandefa iraka indray i Jefte ho any amin’ny mpanjakan’ny taranak’i Amôna, Baiboly Protestanta Malagasy Ary Jefta naniraka olona indray nankany amin’ny mpanjakan’ny taranak’i Amona Malagasy Bible Ary Jefta naniraka olona indray nankany amin'ny mpanakan'ny taranak'i Amona La Bible en Malgache Dia nandefa iraka ho any amin’ny mpanjakan’ny Amonita indray i Jefta |
Iezaho ny hahatsara fihavanana amin’ny olona rehetra sy ny hanana toe-piainana masina; fa izay tsy manana toe-piainana masina dia tsy hahita ny Tompo.
Dia hoy ny mpanjakan’ny Hamônita tamin’ireo irak’i Jiftà: –Fony niakatra avy tany Ejipta ny Israelita, dia naka ny taniko hatreo amin’ny lohasahan’i Arnôna ka hatrany amin’ny renirano Jabôka sy hatrany Jôrdàna. Koa ankehitriny avereno amiko am-pilaminana ireo faritany ireo.
mba hilaza izao hafatra izao: –Tsy naka ny faritanin’ny Môabita na ny faritanin’ny Hamônita ny Israelita.